msh_gen_text_udb/23/14.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 14 Efrona namaly gnan'i Abrahama,nanao hoe:\v 15"Aoky lahy,tompoko,minjanjigna gnahy lahy.Sekely volafotsy efajato ro mety viliny gnilan'ny tany raiky,ho ino agnamintsika voho iha moa zay?Aleveno gny fatin'ny valinao."\v 16 Ninjanjignin'i Abrahama i Efrona ka nilanjany ho gnan'i Efrona gny vesatrin'ny volafotsy zay nivolagniny mba ho jan'ireo anakilahin'i Heta,sekely volafotsy efajato,manahaky gny fandanja mahazatsy gny mpivaritsy.