msh_gen_text_udb/22/13.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 13 Nitoliky Abrahama ka ingo nisy aondry lahy nikavitsy tamy reo kirihitsy reo gny tsifany.Nandeha Abrahama ka nangalaky gny aondry lahy ka nanao gnazy fagnatisty oroa ho solon'ny gnanany johary.\v 14 Ka la nikaihin'ny Abrahama hoe:"Yaveh ro hagnome"gny toera,sady nivolagniny zisiky zao andro zao hoe:"Egny amin'ny vohits'i Yaveh ro hagnomeza."