msh_gen_text_udb/21/17.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 17 Andranagnahary nahare gny feon'ny aja igny,ka gny anjelin'Andrianagnahary nikaiky gnan'i Hagara baka an-danitsy agny,ka nivola tagnaminy hoe:"Ino gny manahira gnanao ry Hagara?Ka matahotsy fa ren-dragnahary gny feon'ny aja io .\v 18 Mitsangana, atsangano aja io ka herezo ie,fa Zaho hanao gnazy ho firenena bevata."