msh_gen_text_udb/21/14.txt

1 line
575 B
Plaintext

\v 14 Nifoha maray Abrahama,nangalaky mofo voho sihoa angozy misy rano,la nomeany gnan'i Hagara zay,napetrany tan-tsorony teo.Nomeany azy aja iny ka nampandehaniny lavitsy rozy.Lasa i Hagara ka nirerirery tagny an-diomonton'i Beri-Sheba.\v 15 Lafa lany gny rano tao agnatanin'ny sihopa angozy iny,la negnan'i Hagara tam-poto-kazo raiky aja iny .\v 16 Bakoe lasa ie nifitaky lavidavitsy gnan'ny aja igny,sahabo ho halaviran'ny fandefasa kititsy,fa hoy ie hoe:"Akoaky zaho tsy hagnety gny hafatesan'ny aja toy."Ka nifitaky magnandrify azy ie,la nandranga gny feony la nintagny.