msh_gen_text_udb/21/10.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 10 La hoy ie tamin'i Abrahama hoe:"Roaho ampela andevo tia voho anany io:fa gnanan'io ampela andevo io la tsy hikamba lova amin'ny gnanako,la Isaka".\v 11 Zay raha zay la vatany nampijaly gnan'i Abrahama nohony amin'ny gnanany.