msh_gen_text_udb/20/15.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v15 Hoy Abimeleka hoe: " Ingo, eo alohanao gny taniko. Nipitraha aminy ze mety agnaminao." \v 16 Hoy ie tagnamin'i Saraha hoe: " Ingo, nameako Sakely bola volafoty arivo gny anadahinao. Iza noho mba ho takomaso amigny fandika lalagna natao gnanao teo imason'ireo olo iaby ze miaraky agnaminao, tena nanao gny marina iha."