msh_gen_text_udb/18/29.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 29 La mbo nisafa tagnaminy ndraiky ie, ka nanao hoe: " Namaly Ie hoe: " Tsy efapolo hita ao?" Namaly Ie hoe: " Tsy hanao izay nohon-gny efapolo Zaho. \v 30 Hoy Ie hoe: " Misoloho ka meloky, Tompo, mba hafahako misafa. Vasa telopolo ro ho hita ao." Namaly Ie hoe: " Tsy hanao izay Zaho, laha mahajery telopolo ao." \v 31 Hoy ie hoe: " Ingo, nagnenky hivola tamin-gny Tompoko Zaho! Vasa roapolo ro ho hita ao." Namaly Ie hoe: " Tsy handrava izay nohon-gny roapolo Zaho."