msh_gen_text_udb/18/24.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 24 Vasa misy marina dimampolo ao amin-gny tana. Handripaky gnan'izay va iha sady tsy handefetsy gny toera noho gny amin-gny marina dimampolo ze ao? \v 25 Fotony agnaminao gny hanao misondry amin-gny raty fagnahy, mba hahafaha manday gny to manahaky gny raty fagnahy. Fotony agnaminao zany! Tsy hanao izay to va gny mpitsaran-gny tany iaby? \v 26 Hoy Yaveh hoe: " Laha mahajery to dimapolo ao an-tana ao Sodoma Zaho, la hamindra fo gny toera iaby nohon-gny amin-drozy reo."