msh_gen_text_udb/16/01.txt

1 line
658 B
Plaintext

\v 1 Sady Saray, valin'i Abrama, la tsy mba niteraky zaza ho gnazy, nefa nana mpanompo ampela raiky ie, zay Egyptiana, kehy hoe Hagara. \v 2 Koa hoy Saray tagnamin'i Abrama hoe: " Ingo, tsy nagnenga gnahy hana gnanaky Yaveh. Mandehana mandry miaraky amin-gny mpanompo ampelako. Zay vasa ro mety hahazoako anaky avy agnaminy." Nijanjy gny feon'i Saray i Abrama. \v 3 Folo tao tafarany gny niaignan'i Abrama tao an-tany Kanana ro nagnomezan'i Saray, valin'i Abrama gnan'i Hagara mpanompo ampela Egyptiana, ho valin-gny valiny. \v 4 Koa nitambatsy tagnamin'i Hagara ie, sady nibevoka. Lafa jeriny fa bevoka ie, la nentiny gny tompo ampelany tamin-gny fandratia.