msh_gen_text_udb/03/12.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 12 Hoy ralehilahy hoe: " Gny ampela zay nameanao hisondry amiko, Ie ro nagnome ahy gny voa bakamy gny hazo, ka nihina aho." \v 13 Sady hoy Yaveh Ndranagnahary tamin-gny ampela igny hoe: " Ino raha nataonao zao?" Ampela igny nanao hoe: " Navandy tamiko gny menarana, ka la nihina aho."