msh_gen_text_udb/03/09.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 9 Nikaiky an-dralehilahy Yaveh Ndranagnahary ka nanao taminy hoe: " Aia Iha? " \v 10 Hoy ralehilahy hoe: " Nahare Gnanao tao an-tsaha aho, ka natahotry aho, fotony nitanjaka. Noho zay la nietaky aho." \v 11 Hoy Ndranagnahary hoe: " Ia ro nisafa tagnaminao fa nitanjaky Iha? Kay va iha nihina bakany gny hazo zay nandrarako gnanao tsy ho hany?"