\v 5 Namaly gnan'i Abrahama reo anakilahin'i Heta,nanao hoe:"\v 6 Minjanjigna gnanay,tompoko.Andriam-bevata gnan'Andranagnahary eto agnaminay iha.Aveleno amy reo lolonay ze teanao mare gny fatin'ny valinao.Tsy misy ndra ia ndra ia agnaminay tsy hagneky gnanizay lolo zay ho gnanao,mba handevegnanao gny fatin'ny valinao."