\v 39 Namaly Isaka raeny ka nanao hoe: " Ingo zay misy gnanao la lavitsy gny tany lonaky, lavitsy gny gnandon'ny gny lagnitsy agnabo. \v 40 Amin'ny gnalalan'ny sabatsao ro hivelomanao, ka hanompo gny rahalahinao iha. Fa lafa mitoto iha, la hangalaky gny vatanao amin'ny gny fitondrany."