\v 5 Ka janjin'i Rebeka zay lafa nireky tamin'i Esao anakilahiny i Isaka.Nagnambaibo agny i Esao mba hila biby ka handay holy.\v 6 Nirehaky tamin'i Jakoba anany i Rebeka ka nanao hoe:"Janjigno soa,reko Babanao nirehaky tamin'i Esao rahalahinao.Hoy ie hoe:"\v 7 Angandeso haza zaho ka agnamboaro hany matsiro,mba hahafahako mihina an'izay voho hagnomezako tsipirano gnanao eo agnatrehan'i Yaveh alohan'ny gny hahafatezako."