\v 3 Hoy Farao tamy gny rahalahiny hoe: " Ino gn'asanareo?" La hoy rozy tamin'i Farao hoe: " Mpiarak'aondry gny mpanomponao, manahaky gny razambenay avao." \v 4 Hoy ndraiky rozy tamin'i Farao hoe: " Avy rahay ho vahiny tsy ho ela amy tany toy eto. Tsy misy akata ho gnany gny biby hareny gny mpanomponao, fotony, rembony gny moasary gnagny Kanana. Ka henanizao, mba engao lahy gny npanomponao, hipetraky eo amy tanin'i Gosena."