\v 46 Hoy Rebeka tamin'i Isaka hoe: " Masiaky mare zaho noho reo anakam-pelan'i Hetita. Laha mangalaky valy raiky amin'ireo anakam-pelan'i Hetita i Jakoba, manahaky rey ampela mipetraky amin'io tany io rey, ka ino soa ho gnahy amin'ny fiaignako?"