\v 9 Isaka voho Ismaela, anany lahy, ro nandevy gnazy tao amin-gny gny lava-baton'i Makpela, tao amin-gny baibon'i Efrona anak'i Zohara Hetita, zay eo agnilan-gny Marme. \v 10 Vinilin'i Abrahama tamin'ireo anakilahin'i Heta zay baibo zay. Nalevy tagny nisondry tagnamin'i Saraha valiny i Abrahama. \v 11 Tafaran-gny nahafaty gnan'i Abrahama, la nitahy gnan'i Isaka anakilahiny Ndranagnahary, ka nagnorin-tana narikitsy gnan'i Bera-lahai-roy.