\v 41 Namaly an'i Jakoba i Esao nohon'ny gny tso-drano zay namean'ny raeny gnazy. Nivola tao ampony Esao hoe: " Mariniky reo andro fiajea gny raeko; afaran'izay la ho vonoeko Jakoba rahalahiko." \v 42 Reo volan'i Esao anany talagnolo la nitataragniny tagny amin'i Rebeka. Ka nandeha voho nampikaiky an'i Jakoba anany faralahy ie ka nanao hoe: " Ingo, Esao rahalahinao la magnaritsy gny vatany amin'ny fikasany hamamo gnanao.