\v 12 Lafa feno dimy amby telopolo tao i Arpakasada, la niteraky gnan'i Sela. \v 13 Niay 403 tao i Arpaksada tafarany gny niterahany gnan'i Sela. Niteraky anaky lahy voho anakampela hafa koa ie.