\v 44 La hoy Farao tamin'i Josefa hoe: " Zaho ro Farao, sady olo hafa mihotry gnanao, la tsy hagnonjo gny tagnamy ndra gny tombony aminy gny taniny gny Egypta iaby. \v 45 Nikaiky Farao hoe: " Zafenata Panea" gn'agnaran'i Josefa nameany valy ie, Asenata, gn'anakapelany gny Potifera mpitakanzo mangan'i Ona. Vinakivakin'i Josefa iaby gny taniny gny Egypta iaby.