\v 14 Rinakony gny vozon'i Benjamina rahalahiny, ka nitagny ie; voho Benjamina nitagny tan-bozony teo koa. \v 15 Norofany iaby gny rahalahiny iaby, voho nitagny tamin-drozy teo ie. Tafaran'izay, la nisafa taminy rozy rahalahiny.