\v 7 Bakeo la nimpoly rozy sady niavy tagny Ena-misapata(kaihy hoe :Kadesy),voho nandresy reo firenan'ny Amalekita, voho reo Amorita zay nifitaky tagny Hazazon-tamara avao koa. \v 8 Bakeo gny mpanjakan'i Sodoma,gny mpanjakan'i Gomora, mpanjakan'i Adma, mpanjakan'i Zeboima voho gny mpanjakan'i Bela (kaihy hoe:Zoara) la niboaky sady nioama \v 9 ho ami-gny aly hanohera reo Kedorlaomera,mpanjakan'i Elama,Tidala,mpanjakan'i Goima,Amrafela, mpanjakan'i Sinara, Arioka,mpanjakan'i Elasara; mpanjaka efatry nanohitsy reo dimy.