\v 14 sady tamigny fotoa niliran'i Abrama tao Egypta, la jerin'ireo egyptiana fa ampelasoa vatany Saray .\v 15 Jerin'ireo tandapan'i Farao ie,la nandregy gnazy tagny amin'i Farao, \v 16 Sady nampiandanin'i Farao i Abrama noho ny amin'i ampela igny,ka nagnome gnazy aomby,ampondra lahiny,mpanompo johary ,mpanompo ampela,ampondra vaviny,voho rameva.