\v 7 Bila, mpanompon-dRahely, la niamitroky ndraiky ka niteraky anakilahy faharoe ho an'i Jakoba. \v 8 Hoy Rahely hoe: " Tamin'ny gny tolo mahery ro nitolognako tamin'ny gny rahavaviko ka nandreseako." Nataony hoe Naftaly gnagnarany.