\v 21 Hoy gny mpanjakan'i Sodoma tagnamin'i Abrama hoe: " Ameo gnahy gny olo, sady andeso ho gnanao reo fanagna." \v 22 Hoy Abrama tagnaminy mpanjakan'i Sodoma hoe: " Zaho la fa nananga gny tagnako agnamin'i Yaveh, Lay Ndranagnahary Abo mare, zay nanao gny lagnitsy voho gny tany, \v 23 fa tsy handramby singa taly, fehin-kapa raiky, raha hafa ze gnanao zaho, mba tsy hahafahanao mivola hoe: " Zaho ro nampagnarivo gnan'i Abrama' \v 24 Tsy angalaky na ino na ino afa-tsy ze fa nihanin-dreo pamaraky voho gny anjaran-dreo lehilahy ze nisondry tagnamiko zaho. Ao rambesin'i Anera voho Eskola sady Mamre gny anjaran-drozy