\v 24 Lafa taitry bakamy gny fahamoahany i Noa, la nahay gny nataon'ilay faralahiny taminy. \v 25 Ka hoy ie hoe:"ho vaozohozo anie Kanana. Ho agnisan''ireo mpanompon'ireo rahalahiny anie ie."