\v 4 Afarany gny fito andro la handefa ora mikija mandritsa gny efapolo andro voho efapolo haliky aho. Haringako iaby reo zava-managnay nohariako teto amboniny gny tany." \v 5 La nataon'i Noa iaby ze nandidian'i Iaveh gnazy.