auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-04-02 13:37:05 +03:00 committed by root
parent f42bb6226a
commit f09a39f852
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 La hoy Iaveh Ndragnahary hoe:" Amizao la fa avy manahaky gny raiky amintsika ralehilahy, mahay gny soa voho gny raty. Ka amizao la tsy azony atao gny mampitsotsa gny tagnany, mangala baka amin'ny hazon'aina, hihina azy, ka ho velo mandrakizay.\v 23 Ka noho zay la noroahin'Iaveh Ndragnahary hiala tao amy gny saha Edena ie, mba hiasa gny tany ze nangala gnazy . \v 24 Amy zay la noroasin-Dragnahary hiala gny saha ralehilahy,sady nametraky kerobina teo an
\v 22 La hoy Iaveh Ndragnahary hoe:" Amizao la fa avy manahaky gny raiky amintsika ralehilahy, mahay gny soa voho gny raty. Ka amizao la tsy azony atao gny mampitsotsa gny tagnany, mangala baka amin'ny hazon'aina, hihina azy, ka ho velo mandrakizay.\v 23 Ka noho zay la noroahin'Iaveh Ndragnahary hiala tao amy gny saha Edena ie, mba hiasa gny tany ze nangala gnazy . \v 24 Amy zay la noroasin-Dragnahary hiala gny saha ralehilahy,sady nametraky kerobina teo antignanan'ny saha Edena ie, sady Meso mirehitry bolo