auto save
This commit is contained in:
parent
5c71235977
commit
9d9bcd8c40
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 24 Nijanjy an'i Hamora vo Sekema, gnanaky lahiny igny iaby gnolo tan-tana ao. Sinavatsy iaby gny johary iaby. \v 25 Tamign'andro fahatelo, laha mbo tagnatin'ny fangirifiria rozy, gny roa tami-gnanaky lahiny Jakoba ( Simeona voho Levy, anadahin'i Dina), la samby nandramby gny beny la nanafiky gny tana ze azo antoky gny fiarova-gnazy, rozy, ka la namono gny johary iaby. \v 26 Vinonon-drozy tami-lela-meson-drozy Hamora vo Sekema gnanany Nalan-drozy tan-tragnonao i Sekema voho Dina la ro
|
||||
\v 24 Nijanjy an'i Hamora vo Sekema, gnanaky lahiny igny iaby gnolo tan-tana ao. Sinavatsy iaby gny johary iaby. \v 25 Tamign'andro fahatelo, laha mbo tagnatin'ny fangirifiria rozy, gny roa tami-gnanaky lahiny Jakoba ( Simeona voho Levy, anadahin'i Dina), la samby nandramby gny beny la nanafiky gny tana ze azo antoky gny fiarova-gnazy, rozy, ka la namono gny johary iaby. \v 26 Vinonon-drozy tami-lela-meson-drozy Hamora vo Sekema gnanany Nalan-drozy tan-tragnonao i Sekema voho Dina la roso rozy.
|
File diff suppressed because one or more lines are too long
Loading…
Reference in New Issue