auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-08-25 09:44:49 +03:00 committed by root
parent af6cb4ae39
commit 1f6cfc77e2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Hoy Ndranagnahary hoe: " Ao gny tany hitiry akata-maitso: raha tomiry misy voa sady hamoaky ahita vokatry zay misy voa gny hazo hamoa, isankarazany. " La nisy" \v 12 Namokatry akata-maitso gny tany, gny zava-maniry misy voa isan-karazany, sady gny hazo mamokatry voankazo ze ao amy gny voany, isankarazany. La hitan-Dranagnahary fa soa zay. \v 13 La nisy hariva voho maray, gny andro fahatelo.
\v 11 Hoy Ndranagnahary hoe: " Ao gny tany hitiry akata-maitso: raha tomiry misy voa sady hazo hamoaky vokatry zay misy voa gny hazo hamoa, isankarazany. " La nisy" \v 12 Namokatry akata-maitso gny tany, gny zava-maniry misy voa isan-karazany, sady gny hazo mamokatry voankazo ze ao amy gny voany, isankarazany. La hitan-Dranagnahary fa soa zay. \v 13 La nisy hariva voho maray, gny andro fahatelo.