msh_gen_text_udb/48/05.txt

1 line
552 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-07 04:50:07 +00:00
\v 5 Sady gn'anako mirahalahy, ze teraky ho gnanao teto Egypta talohany gny namonjeako gnanao ho eto Egypta, la gnahy iaby. Efraima voho Manase gnahy, manahaky gny maha gnahy gnan'i Robena noho Simeona. \v 6 Voho gn'aja teraky afaran-drozy ro ho gnanao; voho gn'agnarany hatao manahaky gnan-drahalahiny amy gny zara lova. \v 7 Voho, tamy zaho bakagny Padana-Arama, nimaty tan-katrehako tan-dala tegny ,tagny amy tany Kanana, Rahely ; laha sisa kely tsy ho niavy tao Efrata. Naleviko tan-dala tegny, magnagny amin' Efrata ie ( izay atao hoe: Betlehema).