msh_gen_text_udb/04/16.txt

1 line
274 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-02 10:37:08 +00:00
\v 16 Ka negnenga gnan'i Iaveh i Kaina sady nipetraky tagny amin'ny tanin'i Noda, agny antignanan'i Edena. \v 17 Niaraky niroro tamin'ny vahiny i kaina ka nibevoka ie. Niteraky gnan'i Ekona ie. Nagnory tana ie sady nataony hoe Enoka araky gny agnaran'i Eroka anakilahy zay .