2021-07-07 04:50:07 +00:00
|
|
|
\v 27 Nisafagnin-drozy taminy iaby, gny safa nambaran'i Josefa tamin-drozy. Laha nihitan'i Jakoba gny katraka nalefan'i Josefa mba hagnandesa gnazy, la nivelo ndraiky gny fagnahin'i Jakoba ran-drozy. \v 28 Hoy Israely hoe: " Fa soa zay. Mbo velo anako igny Josefa. Handeha zaho voho hanenty gnazy, alohany gny hahafaty gnahy.
|