2021-07-13 09:18:37 +00:00
|
|
|
\v 1Niseho tamin'i Abrahama teo agnilan'ny hazo terebintan'ny Marme I Yaveh,laha nifitaky teo an-tolangna-baravagnan'ny lay tamin'ny miranga andro ie.\v 2 Nagnandrandra ie ka,ingo,nahita johary telo nintsanga nagnandrifi azy.Lafa hitany rozy,la nilay hagnenty an-drozy bakamin'ny lafonetin'ny lay ie nihohoky ambany tamin'ny gny tany
|