msh_1th_text_udb/02/03.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 3 Fotony gny fagnanaranay la tsy bakamin'ny fahadisoa, na bakamin'ny fahalotoa, na bakamin'ny fitaky . \v 4 Fa koa, araky gny nankatoavan-Dranagnahary gnaay mba hatokisa amin'ny filazantsara , nohon'io la miresaky rahay. Miresaky rahay , tsy hampifaly gny olo, fa hahampiafaly gnan-Dranagahary, Ie izay mahay gny fonay.