1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
naifa nohon'ny fampanatainagnan-jagnahary, dia tsy nisalasala tamin'ny finoagna i Abrahama. Fa naifa nahay nafy tamin'ny finoagna izy aveo nidaira zagnahary. Resy lahatra tantairaka izy fa lehy nampanantainan-jagnahary, dfia afaka tantirahigny fôgna koa. Noho zany dia nisahigny ho azy ho fahamarinagna zany |