xmw_rom_text_ulb/04/20.txt

1 line
308 B
Plaintext

naifa nohon'ny fampanatainagnan-jagnahary, dia tsy nisalasala tamin'ny finoagna i Abrahama. Fa naifa nahay nafy tamin'ny finoagna izy aveo nidaira zagnahary. Resy lahatra tantairaka izy fa lehy nampanantainan-jagnahary, dfia afaka tantirahigny fôgna koa. Noho zany dia nisahigny ho azy ho fahamarinagna zany