1 line
401 B
Plaintext
1 line
401 B
Plaintext
\v 8 Fao ambarako areo fa Kristy dia afa mpanompon'ny voafora ho amin'ny fahamarinan-Jagnahary, mbô hahafahagna magnamarigny reo fampanantenagna zay namiagna reo baba, \v 9 ary hon-jareo Jentilisa mbô hagnomiazam-bogninahitry Zaganhary nohon'ny famindram-pony. Zany dia araka ny feo voasaoratra hoe: "Noho zany dia hamiagna fidairagna Anao eo amin'ireo Jentilisa Zaho ary fidairagna ny agnaragnanao. |