xmw_rom_text_ulb/13/13.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 13Ndaha handaiha amin'ny lalagna mahitsy, karaha ny amin'ny andro, fao tsy karaha ny amin'ny reo firavoravoagna tsy ampaha-mendraihagna na koa ny fahamamoagna, ary alôho tsy handaiha amin'ny fahavaitavaitagna na amin'ny filàgna tsy voafehy, avakeo tsy ho amin'ny fifanohairagna na fialôgnagna. \v 14Fao misikina an'i Jesôsy Kristy Tompo, avakeo aza magnamia fisalasalagna ho any nôfotro, mbô hagnomezagna fafaham-pô ny filàgnany.