1 line
326 B
Plaintext
1 line
326 B
Plaintext
\v 14 Misaora reo lehy magnindry anao; misaora ary aza magnozogno. \v 15 Miaraha ravoravo amin'ny reo zay ravoravo; miaraha-mitomoagny amin'ny reo zay mitomoagny. \v 16 Mitovia diniky amin'ny tsiaraikiaraiky. Aza misaigny amin'ny fomba miraiharaiha, fao keho reo ôlogno ambany. Aza mieritreritry ny haigninao ho misy fagnahy. |