|
\v 25 Fao tsy tiàko tsy hahay areo, ry rahalahiky, ny amin-jany raha mivôny zany, mbo tsy hampisy fagnahy areo amin'ny menimeninareo manôkagna. Zany raha mivôny zany dia afa nahamafy lôha ny ampahany amin'Isriraely, mandrapa-havin'nyfahafinoan-jareo Jentilisa. |