xmw_rom_text_ulb/11/17.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 17 Fao raha nitapahagna ny rantsany sanany, ary koa anao, sampagna oliva no naharo tamin-jareo, aveo koa nifampizara tamin-jareo ny vahany mamokatra ny kakazo oliva anao,\v 18 dia aza miraiharaiha amin-jareo sampagna. Fao koa miraiharaiha anao, dia tsy anao no no mitonga ny vahany, fao ny vahany no mitonga anao.