\v 9 Nivolagna Davida hoe: "Aoka ny latabatranazy ho harato ndraiky fandriky, ho vato mamandriky ndraiky valifaty amin-jareo.\v 10 Aoka ny mason-jareo hohamaizignigny mbo tsy hahita, aveo aoka hondriky barokodontany ny tahaizan-jareo."