|
\v 19 Ankoatrany zay, nivôlagna zaho hoe: "Kay tsy nahaymoa Israely?" Tamin'ny voanaloahany Mosesy nagnambara hoe: "Hatako sarôtony amin'ny lehy tsy firenena akory areo." Amin'ny firenena lehy tsisy fahaizagna, hatako homby amin'ny fahavigniragna areo. |