xmw_rom_text_ulb/09/25.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 25 Araka zay nambarany tao amin'i Hosea fogna hoe: "Hantsôviko hoe ôlogno anaha zay tsy ôlogno anaha, ary hoe tiany lehy tsy tiany. \v 26 Avakeo dia agny amin'ny zay nagnambarany tamin-jareo hoe: "Tsy ôlogno anaha areo,' agny no hagnantsaovagna zareo hoe: "Zanaka Zagnahary velogno."