xmw_rom_text_ulb/09/17.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 17 Fao ny Soratra Masigny nagnambara tamin'ny Farao hoe: "Fa noho zany antony zany no nagnandratako anao, mbô hagnaboahako aminao ny angôvo anaha, ary mbô hagnamabaragna ny agnaragna naha eran-tany. \v 18 Noho zany, Zagnahary dia mamindra fô amin'zay tiany hamindragna fô, ary zay tiany hamafisigny fô, no hamafisin'ny fô.