xmw_rom_text_ulb/09/03.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 3 Fao afaka nagniry zaho fao zaho dia ho voahazogno kay hiataka amin'i Kristy noho ny amin' reo rahalahiko, reo zay araiky firazagnagna aminaha araka ny nôfotro. \v 4 Zareo dia Israelita. Zareo dia managna fanagnagna, ny vogninahitry, reo fagnikaihagna, ny fagnomiazan'ny lalàgna, ny fidairagna Zagnahary, ary reo fampanantenagna. \v 5 Nihi-jareo dia reo razagna zay nahatonga an'i kristy ho tonga nôfotro, Izy zay Zagnahary ambonin'ny jiaby. Hidairaigny mandrakizay anie Izy. Amena.