xmw_rom_text_ulb/09/01.txt

1 line
248 B
Plaintext

\c 9 \v 1 Magnambara ny marigny ao amin'i Kristy zaho. Tsy mavandy zaho, ary ny eritreritry enaha no vavolombelogno miaraka aminaha ao amin'ny Fagnahy Masigny, \v 2 fao hozy zaho dia misy alahelo gaida aveo fahoriagna tsy mijanogno ato am-pô naha.