|
\v 14 Fa karaha reo jiaby voatariky ny Totrin-Jagnahary, zareo no zanaka Zagnahary .\v 15 Fa tsy nangala ny fagnahin'ny fagnabotoagna koa areo kay hatahotro. Fa naifa, nangala ny Totrin'ny fagnatsanganan-taminga areo, lehy hantsôntsôvintsika hoe: "Aba, oa Baba!" |