xmw_rom_text_ulb/07/07.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 7 Ino ary no hikoragnintsika? Ny lalagna lasiteny moa fahotagna? Tsy hoïsy lasiteny zany. Kanaifa, tsy ho nahay ny fahotagna lasiteny zaho, koa tsy tamin'ny alalan'ny lalagna zany.Fao tsy ho nahay ny fagniriagna zaho koa tsy nivolagna lalagna hoe: "Aza magniry." \v 8 Faonala-pôtotro tamin'ny didy ny fahotagna kay nahomby ny fagniriagna jiaby ato aminaha. Izikoa tsisy ny lalagna, dia maty ny ota.